Kristôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''kristôlôjia''' dia taranja ao amin' ny [[teôlôjia dôgmatika]] kristiana izay mianatra sy mandinika ny amin' ny [[Persôna (teôlôjia)|persôna]] sy ny [[Foto-pampianarana|fampianarana]] ary ny asan' i [[Jesoa]] amin' ny maha Kristy azy, indrindra ny amin' ny [[Natiora (teolojia)|natiora]]<nowiki/>n' i Jesoa sy ny fifandraisany amin' Andriamanitra: i Jesoa ve zanak' Andriamanitra, zanaka natsangany, olombelona tsy misy fangarony, sa Andriamanitra tsy misy fangarony? Izany fandinihana ao amin' io taranja io izany dia miainga avy amin' ny anaram-boninahitra omena an' i Jesoa ao amin' ny [[Testamenta Vaovao]], toy ny hoe [[Kristy]], [[Tompo]], [[Zanak'Andriamanitra|Zanak' Andriamanitra]], [[Mesia]], sady mandinika koa ny amin' ny maha-izy-azy an' i Kristy sy ny hevitry ny anaram-boninahitra hoe ''Kristy''.
 
== Ny finoan' ny Kristiana an' i Jesoa teo amin' ny tantara ==
Andalana faha-19:
*[[Antrôpôlôjia kristiana]]
* [[Ekleziôlôjia]]
* [[SoteriôlôjiaSôteriôlôjia]]
* [[Eskatôlôjia]]
*[[Arianisma (teolojia)|Arianisma]]