Eritrea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
[[Sary:Location Eritrea AU Africa.svg|vignette]]
[[Sary:Eritrea - Location Map (2013) - ERI - UNOCHA.svg|vignette]]
I '''Eritrea''' dia firenena ao [[Afrika Atsinanana]]. I Asmara no renivohiny. Ao amin' ny sisin' ny faritry ny [[Tandrok'i Afrika|Tandrok' i Afrika]] i Eritrea. Firenena mpifanolo-bodirindrina aminy ao atsimo i [[Jibotỳ|Jiboty]], ao andrefana i [[Etiôpia]] ary ao avaratra i Sodàna. Manana velaran-tany mirefy 117,600 km<sup>2</sup> i Eritrea sady misy mponina miisa 6 081 000 tamin' ny taona 2020. I [[Italia]] sy i [[Britaina Lehibe]] ary i Etiôpia no nifandrimbynifandimby nanjanaka an' i Eritrea nandritra ny taonjato faha-20. Tamin' ny taona 1993 no nahazoany ny fahaleovan-tena taorian' ny tolom-panafahana izay naharitra 35 taona.
 
Atao hoe ''Érythrée'' i Eritrea amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]], ''Eritrea'' amin' ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]], ''Irītrīyā'' amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] ary ''Értra'' amin' ny [[Fiteny tigrinia|teny tigrinia]].
 
Manana velaran-tany mirefy 117,600 km<sup>2</sup> i Eritrea sady misy mponina miisa 6 081 000 tamin' ny taona 2020.
 
== Jereo koa ==
'''<big>Firenena ao Afrika:</big>'''
 
[[Afrika Atsimo]] - [[Alzeria]] - [[Angôla]] - [[BeninoBenîno]] - [[Borkina Fasô]] - [[Borondy]] - [[Bôtsoana]] - [[Ejipta]] - [[Eritrea]] - [[Esoatiny]] ([[Soazilandy]] taloha) - [[Etiôpia]] - [[Gabôna]] - [[Gambia]] - [[Ganà]] - [[Ginea]] - [[Ginea Bisao]] - [[Ginea Ekoatôrialy]] - [[Jibotỳ]] - [[Kamerona]] - [[Kapvera]] - [[Kenia]] - [[Kômôro]] - [[Kôtidivoara]] - [[Lezôtô]] - [[Liberia]] - [[Libia]] - [[Madagasikara]] - [[Malaoy]] - [[Malỳ]] - [[Maorisy]] - [[Maoritania]] - [[Marôka]] - [[Môzambika]] - [[Namibia]] - [[Nizera]] - [[Nizeria]] - [[Oganda]] - [[Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika]] - [[Repoblika Demôkratikan'i Kôngô]] - [[Repoblikan'i Afrika Afovoany]] - [[Repoblikan'i Kôngô]] - [[Roanda]] - [[Sao Tomé sy Príncipe|Saô Tôme e Prinsipe]] - [[Seisely]] - [[Senegaly]] - [[Siera Leôna]] - [[Sodàna]] - [[Sodàna Atsimo]] - [[Sômalia]] - [[Sômalilandy]] - [[Tanzania]] - [[Tôgô]] - [[Tonizia]] - [[Tsady]] - [[Zambia]] - [[Zimbaboe]]
 
{{ref}}