Repoblikan' i Kipra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''{{BASEPAGENAME}}''' na '''Repoblikan' i Kipra''' na '''Repoblikan' i Sipra''' dia [[firenena]] mpikambana amin' ny [[Vondrona Eoropeanina|Vondrona Eorôpeanina]] arỳ antsinananan' ny [[Ranomasina Mediteranea]]. Tamin' ny taona [[1974]], ny tapany avaratran' ilay nosy eo ivelan' ny tsipika maitso, lasan' i [[Torkia]] sy ataony hoe azy. Lasa Repoblika hafa io amin' ny anarana hoe ''Repoblika Torkan' i Kipra Avaratra''. Niditra tao anatin' ny faritra [[Euro]] i Kipra tamin' ny [[1 Janoary]] [[2008]]
 
Tamin'ny taona [[1974]], ny tapany avaratran'ilay nosy eo ivelan'ny tsipika maintso, lasan'i [[Torkia]] sy atony hoe an'azy. Lasa Repoblika hafa io amban'ny anarana ''Repoblika Torkan'i Kipra Avaratra''. Niditra tao anatin' ny faritra [[Euro]] i Kipra tamin'ny [[1 Janoary]] [[2008]]
 
== Toekarena ==
 
I Kipra no [[faritany]] tena manana harena indrindra tao anatin' ny [[firenena]] 10 niditra tao anatin'ny [[Vondrona Eoropeana|Vondrona EoropeaninaEorôpeanina]] tamin' ny taona [[2004]], ny [[PIB]]/olona iray-ny dia 18.900 €. Tamin' ny taona [[2007]], ny fisongan' ny toekarena dia manakaiky ny 4,4 %, ny isan' ny olona tsy miasa 2,2 %, ary ny fiakaram-bidin' ny fiainana 2,2 %. I Kipra anefa tsy ao ivelan' ny fikorontanana ara-toekarena misy eto an-tany. I [[Charilaos Stravrakis]] niteny tamin' ny taona [[2007]] fa ny fisongan' ny toekarena dia ''nidina'' 3,5% isa-taona.
 
Tamin'ny taona [[2007]], ny fisongan'ny toekarena dia manakaiky ny 4,4 %, ny isan'ny olona tsy miasa 2,2 %, ary ny fiakaram-bidin'ny fiainana 2,2 %. I Kipra anefa tsy ao ivelan'ny fikorontanana ara-toekarena misy eto an-tany. I [[Charilaos Stravrakis]] niteny tamin'ny taona [[2007]] fa ny fisongan'ny toekarena dia ''nidina'' 3,5% isa-taona.
 
== Mponina ==