Namibia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-40:
}}
 
I '''Namibia''' na '''Repoblikan' i Namibia''' dia firenena ao amin' ny [[faritra atsimon'i Afrika|faritra atsimon' i Afrika]]. Ny faritra misy an' i Namibia ankehitriny dia nitondra ny anarana Afrika Atsimo -Andrefana, zanatany alemàna, ary taty aoriana protektoratanprôptektôratan' i [[Afrika Atsimo]]. Firenena mahaleotena i Namibia hatry ny 21 Martsa 1990. Ny firenena mamaritra azy dia i [[Angôla]] any avaratra, ny Repoblikan' i Afrika Atsimo any atsimony, i [[Bôtsoana]] any atsinanayatsinany ary nyi [[Zimbaboe]] arysy i [[Zambia]] any avaratra -andrefany.
 
Atao hoe ''Namibia'' na ''Republic of Namibia'' izy amin' ny [[fiteny anglisy]], ''Namibia'' na ''Republik Namibia'' amin' ny [[fiteny alemàna]] ary ''Namibië'' na ''Republiek van Namibië'' amin' ny [[fiteny afrikansa]].
 
Ny renivohiny dia i Windhoek, renivohitry ny zanatany alemàna tamin' ny faritr' i Afrika Atsimo -Andrefana taloha. Ny dikan' ny teny hoe ''Windhoek'' amin' ny fiteny afrikansa dia "toerana tsofin' ny rivotra". Telo hetsy eo ho eo ny isa-mponina any Windhoek, izany hoe eo amin' ny folo isan-jaton' ny isa-mponina manontolo eo ho eo (roa tapitrisa mponina).
 
== Jereo koa ==