Malaoỳ: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-42:
}}
 
Ny '''Malaoỳ''' dia firenena any amin' ny faritra atsimon' i [[Afrika]], eo anelanelan' i [[MozambikaMôzambika]], i [[Zambia]], ary i [[Tanzania]]. Voafaritry ny [[farihy Malawi]] na [[farihy Nyassa]] izy, farihy fahatelon' i [[Afrika]] amin' ny velarantaniny, ampadimin' ny velarantan' i MalawiMalaoy ny ny farihy MalawyMalawi ary betsaka ny renirano manary ao.
 
Ny fiavian' ny anarana hoe ''Malaoỳ'' (avy amin' ny anaran' ny farihy, amin' ny [[fiteny banto]]) dia tsy mazava tsara ; lazaina fa avy amin' ny mponina any atsimon' i Malaoỳ na lazaina fa maneho ny hazavan' ny masoandro rehefa miposaka eo amin' ny farihy (eo amin' ny sainam-pirena).
 
== Jereo koa ==