Kôrea Avaratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-52:
Ny anarana ofisialy ''Chosŏn'' (Kôrea, na "Tanin'ny Maraina") any Kôrea Avaratra dia avy amin'ny anaran'ny dinastia farany nanjaka talohan'ny fanafihan'ny Japôney, ny dinastian'ny Ri na Choson (1392-1910). Any Kôrea Atsimo, ny anarana ofisialy dia ''Hanguk'', midika "firenen'ny (guk) Han", anarana foko prehistôrika nipetraka tany antsimon'ilay tanjona. Ny anarana hoe ''Kôrea'' indray dia avy amin'ny dinastia ''Koryŏ'' nanjaka tany kôrea tamin'ny 918 hatramin'ny 1392. Ny hoe ''Kôrea'' dia avy amin'ny fiovam-bika ara-baninteny italiana tamin'ireo Eorôpeana tonga tany Azia tamin'ny taonjato faha-15. Nanome ''Corio'', ''Coria'' ary ''Corea''.
 
== Jereo koa ==
'''<big>Firenena ao Azia:</big>'''
 
[[Afganistàna]] - [[Arabia Saodita]] - [[Armenia]] - [[Azerbaijàna]] - [[Bangladesy]] - [[Bareina]] - [[Botàna]] - [[Broney]] - [[Emirata Arabo Mitambatra]] - [[Filipina]] - [[Iemena]] - [[India]] - [[Indônezia]] - [[Iràka]] - [[Iràna]] - [[Israely]] - [[Japàna]] - [[Jôrdania]] - [[Kambôdia]] - [[Katara]] - [[Kazakstàna]] - [[Kirgizistàna]] - [[Kôety]] - [[Kôrea Atsimo]] - [[Kôrea Avaratra]] - [[Laôsa|Laôsy]] - [[Libàna]] - [[Maldiva]] - [[Malezia]] - [[Mianmara]] - [[Môngôlia]] - [[Nepaly]] - [[Omàna|Ômàna]] - [[Ozbekistàna]] - [[Pakistàna]] - [[Palestina (fanjakana)]] - [[Rosia]] - [[Sina]] - [[Singaporo]] - [[Siria]] - [[Srilanka]] - [[Tailandy]] - [[Taioàna]] - [[Tajikistàna]] - [[Torkia]] - [[Torkmenistàna]] - [[Vietnamy]].
[[Sokajy:Korea|*]]
[[Sokajy:Azia]]