Broney: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Broney''' na '''Soltanan'i Broney Darosalama''' (amin' ny [[fiteny maley]]: Kesultanan Brunei) dia firenena ao avaratry ny nosy Borneo, ao Azia Atsimo-Atsinanana. Itambarany amin'i [[Malezia|Malaizia]] sy i [[Indonezia]] io nosy io. Hodidinin'ny tapany atsimon'ny Ranomasin'i Sina izy sady voafefin'ny Firenena malaiziann'i Saraoaka. Ny soltana Hassanal Bolkiah no nitondra azy nanomboka tamin'i 1968. Protectora britanika taloha izy. Isan'ny mpikambana dimy manana ny fiandrianany manokana ao amin'ny Commowealth izy.
 
== Jereo koa ==
'''<big>Firenena ao Azia:</big>'''
 
[[Afganistàna]] - [[Arabia Saodita]] - [[Armenia]] - [[Azerbaijàna]] - [[Bangladesy]] - [[Bareina]] - [[Botàna]] - [[Broney]] - [[Emirata Arabo Mitambatra]] - [[Filipina]] - [[Iemena]] - [[India]] - [[Indônezia]] - [[Iràka]] - [[Iràna]] - [[Israely]] - [[Japàna]] - [[Jeôrjia]] - [[Jôrdania]] - [[Kambodia|Kambôdia]] - [[Katara]] - [[Kazakstana|Kazakstàna]] - [[Kirgizistàna]] - [[Kôety]] - [[Kôrea Atsimo]] - [[Kôrea Avaratra]] - [[Laôsa|Laôsy]] - [[Libàna]] - [[Maldiva]] - [[Malezia]] - [[Mianmara]] - [[Môngôlia]] - [[Nepaly]] - [[Omàna|Ômàna]] - [[Ozbekistàna]] - [[Pakistàna]] - [[Palestina (fanjakana)]] - [[Rosia]] - [[Sina]] - [[Singaporo]] - [[Siria]] - [[Srilanka]] - [[Tailandy]] - [[Taioàna]] - [[Tajikistàna]] - [[Torkia]] - [[Torkmenistàna]] - [[Vietnamy]].