Filipina: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
|||
Andalana faha-44:
|notes=
}}
I '''Filipina''' na amin’ny anarany lava '''
Ireo faritany telon’i Filipina dia [[Luzón]], [[Bisayas]] ary [[Mindanao]]. Ny nosin’i Luzon no lehibe indrindra ary avaratra indrindran’ny firenena, ary ao no misy ny renivohiny Manila ary ny tanàna lehibe indrindra Quezon City, miisa 15 tapitrisa mponina. Eo amin’ny faritany afovoan’i Filipina no misy an’i [[Visaya]], ahitana ny nosy Negros, [[Cebu]], [[Bohol]], [[Panay]], [[Masbate]], [[Samar]] ary [[Leyte]]. Any atsimo no ahitana an’i [[Mindanao]], nosy faharoa amin’ny velarantaniny. Davao, Marawi ary Zamboanga ary Cagayan no tanàna lehibe ao amin’ny nosin’i Mindanao. Any atsimo andrefan’i Mindanao no ahitana ireo nosin’i Sulu ohatr’i Basila, Jolo ary Tawi Tawi ; akaikin’i Borneo no misy azy ireo ary ireo nosy ireo dia itoeran’ny vondrona isilamista mpampatahotra Abu Sayyaf. Any andrefan’i Visaya no misy ny tamba-nosin’i [[Palawan]], miisa nosy 1 700.
Andalana faha-83:
== Jereo koa ==
'''<big>Firenena ao Azia:</big>'''
[[Afganistàna]] - [[Arabia Saodita]] - [[Armenia]] - [[Azerbaijàna]] - [[Bangladesy]] - [[Bareina]] - [[Botàna]] - [[Broney]] - [[Emirata Arabo Mitambatra]] - [[Filipina]] - [[Iemena]] - [[India]] - [[Indônezia]] - [[Iràka]] - [[Iràna]] - [[Israely]] - [[Japàna]] - [[Jeôrjia]] - [[Jôrdania]] - [[Kambodia|Kambôdia]] - [[Katara]] - [[Kazakstana|Kazakstàna]] - [[Kirgizistàna]] - [[Kôety]] - [[Kôrea Atsimo]] - [[Kôrea Avaratra]] - [[Laôsa|Laôsy]] - [[Libàna]] - [[Maldiva]] - [[Malezia]] - [[Mianmara]] - [[Môngôlia]] - [[Nepaly]] - [[Omàna|Ômàna]] - [[Ozbekistàna]] - [[Pakistàna]] - [[Palestina (fanjakana)]] - [[Rosia]] - [[Sina]] - [[Singaporo]] - [[Siria]] - [[Srilanka]] - [[Tailandy]] - [[Taioàna]] - [[Tajikistàna]] - [[Torkia]] - [[Torkmenistàna]] - [[Vietnamy]].
=== Rohy ivelany ===▼
* {{en}} [http://www.gov.ph Tranonkala ofisialin'ny governemantan'i Filipina]
|