Afganistàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-47:
}}
 
Ny '''Afganistàna''' na '''Repoblika Islamikan' i Afganistàna''' (pashto : د أفغانستان اسلامي جمهوریت, dari : جمهوری اسلامی أفغانستان), dia firenena any [[Azia Afovoany]] tsy manana morontsiraka mizara sisintany amin' i [[Pakistana]], amin' i [[Tajikistana]], amin'i [[Iràna]], amin' i [[Torkmenistana]], amin' i [[Ozbekistana]] ary amin'i [[Sina]].
 
Ny fari-tany misy an' io firenena io dia ifanenan' ny mponina maro sy ifanenan' ny mpivarotra avy tany [[Eoropa]] ho any [[Azia]] na avy any Azia makany [[Azia Andrefana]] na makany Eoropa. Tamin'ny [[Andro Taloha|andro taloha]], io [[faritany]] io dia efa [[faritany]] nifanenan'ny mponina mpivarotra miaina eo akaikiny toy ny [[Iranianina]], ny [[Torka]] na ny [[Arabo (olona)|Arabo]]. Ny olo-malaza nandalo tamin' i AfganistanaAfganistàna dia i Gengis Khan, Alexandre sns.
 
Taorian' ny nionganan' ny [[Dinastia afsarida|Empira persaPersa afsridaAfsrida]] ny afganistana no lasa [[mizaka tena]] (tamin' ny 1747) eo ambanin' ny jeneraly [[Ahmad Khan Abdali]], lasa ''padishah'' an' ilay firenena tamin' ny taona 1747. Ny faritany isiany tamin' ny andro taloha, vaorin' ny Empira baktrianaBaktriana, ny Empira kosànaKosàna na ny Empira gazvenidaGazvenida.
 
Taorian' ny ady anglô-afgana faharoa, ny Britanika dia tsy namela an' i AfganistanaAfganistàna tany, fa milaza ny Britanika fa tsy hidikiditra anatin' ny raharaha anatin' ny faritra mijanna. I AfganistanaAfganistàna dia lasa hoe firenena "manefitra" tamin' ny taona 1879 hatramin' ny taona 1919, fa mbola mahazo mizaka tena amin' ny lafin' ny politikapôlitika anaty.
 
== Jereo koa ==