Kartago: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tanàna manan-tantara ao Tonizia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Archaeological Site of Carthage-130237.jpg|vignette|335x335px|Toarena manan-tantara sisa tamin'ny tananan'i Kartago fahiny.]]
I '''Kartago''' dia tanàna [[Tonizia|toniziana]] ao avaratra atsinanan' i TonisyTunis renivohitra. Atao hoe ''Karthago'' na ''Carthago'' izy amin' ny [[teny latina]] fa قرطاج / ''Qarṭāj'' [qærtˤɑʒ] kosa amin' ny [[teny arabo]].
 
Ilay tanàna ponika fahiny izay noravana avy eo namboarin' ny RomanaRômana indray, izay renivohitry ny faritanin' i Afrika romanarômana tamin' izany fotoana izany dia lasa isan' ireo tanàna manan-karena indrindra ao amin' i TonisyTunis Lehibe, izay fonenana ofisialinôfisialin' ny filohan' ny Repoblika, ahitana koa ny fonenan' ireo ambasadaoroambasadoro na ireo mpanefoefo toniziana na vahiny. Io tanàna io dia mbola ahitana toerana manan-tantara romanarômana sy ponika, izay vosokajy ho fananana arovan' ny Unesco hatraminnanomboka tamin' ny 27 Jolay 1979.
 
Ny tanànan' i Kartago tamin' ny taona 2014 dia nisy mponina 17 010. Ao no misy ny lapan' ny filoohamfiloham-pirenena, ny moskea[[môskea]] Mâlik ibn Anas, ny mozeam-pirenen' i Kartago ary ny Akademia toniziana momba ny siantsa sy ny soratra ary ny zavakanto. Ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenenan' i Tonisy-Kartago dia kilometatra vitsy ao andrefan' i Kartago.