Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
[[sary:Andry Rajoelina portrait UN.jpg|thumb|right|Andry Rajoelina]]
 
I '''Andry Rajoelina''' nona iantsoana an'd'''Rajoelina Andry Nirina''' teraka tamin' ny 30 Mey 1974. Mpanao pôlitika malagasy ary mpanana radio sy televiziôna.
 
Izy no ben' ny tanànan' [[Antananarivo]] nanomboka ny 12 Desambra hatramin' ny 3 febroary 2009 mialoha ny nametrahany ny fahefana ho an' i Michelle Ratsivalaka izay nosoloina koa an' i Edgard Razafindravahy avy any Ambohimalaza toa an' i Rajoelina.
Andalana faha-8:
Nanao ny fianianana amin' ny maha Filohan' ny Tetezamita azy izy ny 21 Martsa 2009 na dia tsy nankatoavin' ny fianakaviam-be iraisam-pirenena aza izany. Nentiny tamin' izany ny taratasy avy amin' ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana izay tsy azo ekena ho didy satria taratasy tsotra fa tsy didim-panjakana.
 
== Filoha avon' ny tetezamita ==
 
Ny 17 Martsa 2009, lasa Filoha Avon' ny Tetezamitan' ny Repoblikan' i Madagasikara i Andry Rajoelina ary nanasonia ny ''ordonnance faha-2009-003'' izay nametraka ny Fitondrana Avon' ny Tetezamita (FAT) ary ny famoana ny Antenimieram-pirenena izay voafidin' ny vahoaka. Nanaiky ary nanamarika izany fifindram-pahefana izany ny ''Haute Cour Constitutionnelle''.<ref>''La Haute Cour constitutionnelle investit Andry Rajoelina'', L'Express de Madagascar, 19 Martsa 2009</ref>
 
=== NOTAM ny 21 Janoary 2012 ===
 
Ny volana Janoary 2012, noho ny fivoahan'ny NOTAM (fanafohezana ny hoe: ''notice to airmen,'' "''Filazana ho an' ireo mpamily fiaramanidina''") izay tsy nahafanan' ny fiaramanidina nitondra ny filoha taloha Marc Ravalomanana niditra tao Madagasikara, voatery niverina tany [[Afrika Atsimo]] ilay filoham-pirenena taloha. Tsy nanaiky nidina tamin' ilay fiaramanidina i Ravalomanana. Ho an' ireo mpikamban' ny antoko pôlitika TIM, dia tsy fanajana ny ''feuille de route'' izany <ref name="rfi">[http://www.rfi.fr/afrique/5min/20120121-marc-ravalomanana-empeche-atterrir-antananarivo-madagascar Madagascar: l'avion de Marc Ravalomanana empêché md'atterrir à Antananarivo]</ref>.
Andalana faha-22:
Ho an' ny tale jeneralin' i ACM (''Aviaton Civil de Madagascar'') indray dia mampatahotra io fampiasana amin' ny tanjony ara-pôlitika an' io NOTAM io; satria araka ny lazain' ny OACI (''Organisation de l'aviation civile internationale''), dia tokony ampiasaina amin' ny tanjona aerônaotika, fizorana ary filaminana ihany. <ref>[http://www.tananews.com/2012/02/delivrance-de-notam-a-titre-politique-le-dg-de-lacm-sinquiete/ Délivrance de NOTAM à titre politique : le DG de l’ACM s’inquiète]</ref>
 
=== Fifidianana filoham-pirenena malagasy 2013 ===
 
Nilaza izy ny tsy hirotsaka ho kandidà amin'ny [[Fifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2013|fifidianana filoham-pirenena 2013]]<ref>{{fr}} [http://www.lefigaro.fr/flash-actu/2013/01/15/97001-20130115FILWWW00723-madagascar-rajoelina-renonce.php Madagascar: Rajoelina renonce]</ref>, aloha ny fivadi-keviny tamin' ny 3 Mey 2013.<ref>[http://www.aoraha.com/fifidianana-filoha-kandida%E2%80%88tsy%E2%80%88nampoizina%E2%80%88tamin-ny%E2%80%88ora%E2%80%88farany%E2%80%88rajoelina%E2%80%88andry/ Fifidianana filoha – Kandidà tsy nampoizina tamin’ ny ora farany Rajoelina Andry]</ref> Saingy noteren' ny fianakaviambe hanesotra ny firotsahany hofidiana, niaraka tamin' i Lalao Ravalomanana, sy Ratsiraka Didier Ignace.