Tetiandro mozilmana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Yennayer.jpg|vignette]]
Ny '''tetiandro''' '''miozolmana''' na '''tetiandro silamo''' dia [[tetiandro]] ampiasain'ny fivavahana silamo ka ny iray [[Volana (fotoana)|volana]] ao aminy, izay mitovy amin'ny fitsingerenan'ny [[Volana]] amin'ny Tany, dia misy 29 na 30 andro ary ny iray taona misy 354 na 355 andro. Tetiandro [[Tetiandro manara-bolana|manara-bolana]] tanteraka ny tetiandro miozolmana. Ny fanombohan'ny volana tsirairay dia mifanandrify amin'ny fotoan'ny tsinam-bolana hitan'ny maso. Ampiasaina indrindra amin'ny fankalazana fety amin'ny [[Fivavahana silamo|fivavahana silamo]] ny tetiandro miozolmana. Tsy misy ny fampifanandrifiana ny taona silamo amin'ny tsingerim-pihodinan'ny [[Tany]] amin'ny [[Masoandro]] na amin'ny [[fizaran-taona]]; noho izany dia tsy misy koa ny volana fanampiny (volana faha-13), tsy tahaka ny ao amin'ny [[tetiandro manara-bolana sy masoandro]] toy ny [[tetiandro hebreo]].