Simôna Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Simona Makabeo ho Simôna Makabeo i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Simon-Maccabaeus.jpg|vignette|258x258px]]
I '''SimonaSimôna Makabeo''' dia zanaka lahin' i [[Matatià]] (na Matatiasy) sady mpandimby an' i Jonatàna rahalahiny. Tamin' ny taona 142 tal. J.K. izy dia nanao fifanarahana tamin'ny fanjakana siriana fa i [[Jodea]] (na Jodia) dia hatao fanjakana mahaleo tena. Noroahina hiala amin' ny tanànan' i [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] ny Siriana rehetra. Tamin' ny taona 141 dia nivory ny vahoaka sy ny mpisorona jiosy rehetra ka nifidy an' i SimonaSimôna ho mpisoronabe sady ho mpanapaka (governora), ka nanomboka tamin' izay ny raharahan' ny mpisoronabe sy ny an' ny governora dia nifandovan' ny fianakavian' i SimonaSimôna, izay atao hoe [[HasmoneanaHasmôneana]]. Rehefa nanapaka nandritra ny enina taona i SimonaSimôna dia novonoin' ny vinantolahiny, tamin' ny taona 135 tal. J.K. no nisehoan' izany.
 
Atao hoe שמעון התסי / ''Shimeon HaTasi'' izy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]]''.''
Andalana faha-9:
 
* [[Bokin'ny Makabeo]]
* Ireo [[HasmoneanaHasmôneana]] nifandimby: [[Matatià]] - [[Jodasy Makabeo]] - [[Jonatàna Makabeo]] - [[SimonaSimôna Makabeo]] - [[Joany Hirkano I]] - [[Aristobolo I|Aristôbolo I]] - [[Aleksandro Janeo]] - [[Salome Aleksandra|Salôme Aleksandra]] - [[Joany Hirkano II]] - [[Aristobolo II|Aristôbolo II]] - [[Antigonosy II Matatià|Antigônosy II Matatià]]