Hasmôneana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Hasmoneana ho Hasmôneana i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Emblem of the Hasmonean dynasty.svg|vignette|268x268px]]
Ny '''HasmoneanaHasmôneana''' dia fianakaviana tonga teo amin' ny fitondrana ara-politikapôlitika sy ara-pivavahana tao [[Jodea]] (na Jodia) tamin' ny vanimpotoana nisian' ny [[fikomian'ny Makabeo|fikomian' ny Makabeo]] natombok' ilay mpisorona atao hoe [[Matatià|Matatia]] na Matatiasy avy amin' ny taranak' i Jehojariba (''Yehoyarib'') tamin' ny taona 168-167 tal. J.K. sady nohatevenin' ireo [[Jiosy]] atao hoe [[Hasideana]]. Ao amin' ireo [[Boky deoterôkanônika|boky kristiana]] dia atao hoe [[Makabeo]] koa ny HasmoneanaHasmôneana. Maty i Matatià iray taona taorian' ny nipoahan' ny fikomiana. Ny zanany lahy atao hoe [[Jodasy Makabeo]] (na Jodà Makabeo), izay tsy lahimatoa, no nandimby an' i Matatià. Maro ny ady natrehin' i Jodasy Makabeo talohan' ny hahazoany indray an' i [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] sy hamerina indray ny fanompoam-pivavahana jiosy ao amin' ny [[Tempoly Faharoa|Tempoly]] tamin' ny taona 164 tal. J.K. I [[Jonatàna Makabeo|Jonatàna]], izay nandimby an' i Jodasy Makabeo, no nisalotra voalohany ny anaram-boninahitra hoe [[Mpisoronaben'i Israely|mpisoronabe]] nandritra ny folo taona, teo anelanelan' ny taona 152 sy 142 tal. J.K.
 
== Ireo HasmoneanaHasmôneana taorian' i Jonatàna ==
Ireto avy ireo Makabeo na HasmoneanaHasmôneana nifandimby taorian' i Jonatàna:
 
* [[Simona Makabeo|Simôna Makabeo]] (142-134 tal<abbr>. J.K.</abbr>), rahalahin' i Jonatàna Makabeo;
* [[Joany Hirkano I]] (134-104 tal<abbr>. J.K.</abbr>), zakaka lahy faharoan' i SimonaSimôna Makabeo;
* [[Aristobolo I|Aristôbolo I]] (104-103 tal<abbr>. J.K.</abbr>), zanaka lahin' i Joany Hirkano I, izay nanao ny tenany hoe mpanjaka;
* [[Aleksandro Janeo]] (na Aleksandro Jonatàna) (103-76 tal<abbr>. J.K.</abbr>), rahalahin' i AristoboloAristôbolo I;
* [[Salome Aleksandra|Salôme Aleksandra]] (76-67 tal<abbr>. J.K.</abbr>), vadin' i AristoboloAristôbolo I avy eo vadin' i Aleksandro Janeo;
* [[Joany Hirkano II]] sy [[Aristobolo II|Aristôbolo II]], zanak' i Aleksandro Janeo, izay niady ho mpanjaka sy ho mpisoronabe;
* [[Antigonosy II Matatià]] (40 - 37 tal<abbr>. J.K.</abbr>), faralahin' i AristoboloAristôbolo II, mpanjaka sy mpisoronabe hasmoneanahasmôneana farany.
 
== Fiitaran' ny fanjakan' ny HasmoneanaHasmôneana ==
[[Sary:Hasmonean kingdom.jpg|vignette|419x419px|Fiitaran'ny fanjakana hasmonena]]
<br />