Empira Masina Rômana Jermanika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:HRR.gif|335px|right]]
 
Ny '''Empira Jermanika Masina''' na '''Empira Romana Masina''' na '''Firenena Jermanika''' na '''Empira Masina Rômana Jermanika''' (''Heiliges Römisches Reich Deutscher Nation'' amin'ny [[teny alemàna]], ''Sacrum Romanorum Imperium Nationis Germanicæ'' amin'ny [[teny latina]]) dia firaisana ara-politika ny tany ny [[Eoropa Andrefana]] sy [[Eorôpa Afovoany|Afovoany]] tamin'ny [[Andro Antenantenany]], ary entin'ny mpitondra romana jermanika.
 
Ny Empira Masina Rômana Jermanika dia naorin'i Othon I Lehibe tamin'ny taona 962 sy noravan'i Napoléon I tamin'ny taona 1806 . Indraindray izy dia atao hoe ''Reich'' voalohany. Nitondra izany anarana izany io empira io nanomboka amin'ny taonjato faha-15. Vokatry ny ezaka maro hamerenana indray ny Empira Rômana Adrefana (izay nosoloan'ny fanjakana maro mahaleo tena) ny famoronana ny Empira Masina Rômana Jermanika. Na dia niovaova ny anarany sy ny sisintaniny nandritra ny taonjato maro dia nifanandrindrify amin'ny an'ireo Fanjakana alemàna.
Ligne 9 ⟶ 7 :
Amban'ny dinastia otonianina tamin'ny taonjato faha-10 ny Empira no nanomboka nisy, avy amin'ny [[Fransia Atsinanana]] Karolinjianina. Ilay fitenenana hoe ''Sacrum imperium'' dia nisy tamin'ny taona [[1184]], ary niasa foana tamin'ny [[1254]]. Ilay fanampiny ''Deutscher Nation'' (''Nationis Germanicæ'' amin'ny teny latina) nipetraka tamin'ny taonjato faha-15. Ny fivelaran'ny faritanin'ny Empira Masina dia niovaova foana tamin'ny taonjato manaraka, tamin'izay no nivelatra indrindra, ilay empira nivelatra amin'ny Eoropa Afovoany sy faritr'i [[Eoropa Atsimo]].
 
== Jereo koa ==
<br />
 
* [[Empira]]
* [[Empira Rômana]]
 
[[Sokajy:Empira Taloha]]