Filôzôfia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[filôzôfia|'''filôzôfia''']] dia ny fandinihana ny fototr' olana, toy ny antom-pisian' ny tena, ny fahaizana, ny soatoavina, ny fahendrena, ny fisainana ary ny fiteny. Ny teny hoe ''filôzôfia'' dia avy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] ''φιλοσοφία'' izay midika hoe "fitiavam-pahendrena",. diaTaranja taranja misynisy hatry ny [[Andro Taloha]] ny filôzôfia.
 
Ny filôzôfia amin'ny ankapobeny, dia ny fandinihana ny fototr'olana, toy ny antom-pisian'ny tena, ny fahaizana, ny soatoavina, ny fahendrena, ny fisainana ary ny fiteny.
 
== Sampan'ny filôzôfia ==
 
== SampanNy sampan' ny filôzôfia ==
Ny sampana manaraka eo dia fandinihana lehibe indrindra ao amin'ny filôzôfia :
* Ny '''[[metafizika]]''', dia ny fandinihana ny fihavian'ny zava-misy, miaraka amin'ny fifandraisana eo anivon'ny saina sy ny vatana ary ny zava-mitranga. Ny sampana tsotra dia ny [[kôsmôlôjia]], ary ny [[ôntôlojia]].
* Ny '''[[filôzôfia pôlitika]]''' dia ny fandinihana ny [[governemanta]] sy ny fifandraisan'ny tsirairay (na fianankaviana) amin'ny fikambanana ao amin'ny [[firenena]]. Ao ny fanontaniana mahakasika ny fanamarinana, any [[lalàna]], ny fananana, ary ny [[zo]] sy ny adidin'ny olom-pirenena. Samy mifandray ny [[politika]] sy ny [[etika]], ary miadihevitra amin'ny hoe inona ny tsara sy ny ratsy ary ahoana ny mponina no tokony hiaina ny foto-panontanian'ireo zana-tsampana roa ireo.
* Ny '''[[filôzôfia ara-môraly]]''' dia ny fandinihana ny fomba fitondran-tena eo anivon'ny fiaraha-monina sy mandinika manokana ireo tsara tokony hatao sy ireo ratsy tsy tokony hatao. Manakaiky be azy ity moa ny atao hoe etika.
 
== Filôzôfia tandrefana ==
Ligne 16 ⟶ 13 :
== Teôria ==
 
== Filôzôfia ara-môraly arysy ara-politika ==
 
== Jereo koa ==