Bodisma mahaiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Mahaiana ho Bodisma mahaiana i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Jiuhuashan bodhisattva detail.jpg|vignette|234x234px]]
Ny '''mahaiana''' na '''bodisma mahaiana''' dia endriky ny [[bodisma]] izay niseho tamin' ny fiandohan' ny andro kristiana tao amin' ny Empira Kosana sy tao avaratr' i [[India]] izay nielezany haingana tany Trim sy tany [[Sina]], alohan' ny hielezany tamin' ny faritra hafa any amin' ny Farany-Atsinanana. Anisan' ny sekolin' ny mahaiana ny ''Madhyamaka'', ny ''Chittamatra'', ny ''Chán'' (''Son'' any Kôrea, ''Zen'' any [[Japàna]]), ny ''Jìngtǔ'' ("Tany madio"), ary ny bodisman' i Nichiren.
 
== Jereo koa ==