Fanomboana an' i Jesoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Paolo Veronese 010.jpg|vignette|300x300px|''Kalvary'', sary nataon'i Paolo Veronese tamin'ny taonjato faha-16.]]
Ny '''fanomboana an' i Jesoa tamin' ny hazo fijaliana''', araka ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]] kristiana, dia endriky ny fanamelohana an'i [[Jesoa]] izay nofantsihina mihantona amin'ny [[hazo fijaliana]], vokatry ny fitsarana nataon'i [[Pontio Pilato]] azy noho ny fiampangan'ny [[Jiosy]] azy ho niteny ratsy an'Andriamanitra. Isan'ny firantarana ny Fijaliana na ny Fiaretana na ny Pasiona ny hasin-dahatsoratra (na perikopa) momba ny fisamborana sy ny fitsarana sy ny filanjana ny hazo fijaliana ary ny fanomboana an'i Jesoa. Ny andalan-dahatsoratra momba ny fanomboana an'i Jesoa amin'ny hazo fijaliana dia isan'ireo zava-nitranga fototry ny [[fivavahana kristiana]].
 
== Jereo koa ==
Andalana faha-8:
* [[Hazo fijaliana]]
*[[Patripasianisma]]
 
* [[Fisian'i Kristy talohan'ny nahatongavany ho nofo]]
* [[Fahaterahan'i Jesoa]]
* [[Fitsanganan'i Jesoa ho velona|Fitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty]]
* [[Fankalazana ny Fiakaran'i Jesoa]]