Atôma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k →‎Rohy ivelany : All info is kept in Wikidata, removed: {{Lien BA|no}} (2), {{Lien AdQ|en}} (3) using AWB (10902)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
Ny atôma dia voan-javatra misy voany ; ny voany dia 99,9%-n'ny lanja tontaliny, ary manodidona azy dia misy atao hoe elektrôna mihodikodina manodidon'ny voany. Mivelatra in-40 000 nohon'ny voany ny rahon'[[elektrôna]]. Ao amin'ny voany dia misy prôtôna mitondra voanaratra miabo sy neotirôna tsy mitondra voanaratra ary ny elektrôna manodidona azy dia mitondra voanarana miiba. Samihafa amin'ny atôma sasany ny [[hidirôzenina]], satria ny voan'ny miratoerany <sup>1</sup>H, mitondra anarana hoe ''prôtiôma'' dia tsy manana elektrôna.
 
Betsaka ny atôma afaka mamorona rohy amin'ny atôma hafa amin'ny alàlan'ny elektrônany, ny firafitra elektrônika dia mametra ny tondro simikan'ny atôma, miankina amin'ny isan'ny prôtônan'ny voany. Ny isan'ny [[prôtôna]] dia ny isa atômika ary io no anisan'ny zavatra mahasamihafa ny atôma iray amin'ny atôma hafa.
 
{{vangovango}}