Sakamalao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
[[Sary:Ginger farm.jpg|vignette|Fambolena sakamalao]]
Ny '''sakamalao''' na '''sakamalaho''' na '''sakarivo''' na '''sakaviro''' na '''sakaitany''' dia [[zavamaniry]] manana vahatra (vodiny) fampiasan' ny olona amin' ny sakafo mba hahazoana tsiro mafanafana. Avy any amin' ny faritry ny zanapehintany any [[Azia]] io zavamaniry io. Ampiasaina ihany koa amin' ny fitsaboana nentim-paharazana izy. Ny anarany ara-tsiansa dia ''Zingiber officinale.''
 
== Jereo koa ==
 
* [[Voatabia]]
* [[Tongolo]]
* [[Tamotamo]]
* [[Sakay]]
* [[Dipoavatra (maniry)|Dipoavatra]]