Alimo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Assorted bronze castings.JPG|vignette|300x300px|Alimo]]
Ny '''alimo''' dia [[metaly]] maro taharo vokatry ny fanatsonihana miaraka ny [[varahina]] amin' ny metaly hafa. Amin' ny heviny tery kokoa dia iantsoana ny fanakambanana ny varahina sy ny [[firapotsy]] ny hoe "alimo". Amin' ny ankapobeny dia ny 54 %n' ny taharon' ny alimo dia varahina (izay mety hiakatra hatrany amin' ny 95 %) ary ny sisa dia mety ho [[firapotsy]] na [[alominiôma]], [[firamainty]], [[beriliôma]], [[manganezy]] ary [[tongstena]], ary mety hahitana koa [[silisiôma]] sy [[fôsfôro]], ny [[fanitso]] ihany no tsy atao be.
 
Mananana toetra mampiavaka azy ny alimo, dia izy ela tonta, tsy moramora laninan' ny [[asidra]] sady afaka mampita [[aratra]] tsara. Ampiasaina matetika hanaovana fitaovam-pifampikasohana amin' ny [[tsỳ]] ny alimo. Ny fihinananan' ny asidra ny alimo dia sakana lehibe amin' ny fampisana azy amin' ny sehatry ny fifamoivoizana an-dranomasina sy amin' ny taozava-baventin' ny fanamboarana sambo.