Pôlitika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny politika'''pôlitika''' dia ny fomban' ny olona miaina ao amin' ny vondrona hanapa-kevitra, ny fifanarahana eo amin' ny olona mba hahafahany miara-miaina eo amin' ny vondrona toy ny foko natanànana tanàna na firenena. Ao amin' ny vondrona lehibe, toy ny [[firenena]], ny olona sasany dia mety ho lany fotoana manao fifanarahana toa izany. Ireo olona ireo no antsoina hoe [[mpanao politikapôlitika]]. Ny mpanao politikapôlitika, ary indraindray ny olona hafa, dia mety miaraka mba hanangana ny [[fitondram-panjakana]]. Ny fandinihana ny politikapôlitika ao amin' ny oniversite no atao hoe siansa ara-politikapôlitika, fianarana ara-politikapôlitika, na ny fitantanam-bahoaka.
Ny teny hoe '''politika''' dia avy amin'ny [[fiteny grika]] hoe ''politikê'' ("''siansan'ny raharahan-tanàna"''). Teny mitovy dika amin'ny fandrindrana ny tanàna ny politika. Ny tanàna resahina eto dia tanàna [[mizaka tena]] grika taloha.
 
Ny teny hoe '''politika'pôlitika'' dia avy amin' ny [[fiteny grika|teny grika]] hoe ''politikê'' ("''siansan'ny raharahan-tanàna"''). Teny mitovy dika amin'ny fandrindrana ny tanàna ny politika. Ny tanàna resahina eto dia tanàna [[mizaka tena]] grika taloha.
Ny politika dia ny fomban'ny olona miaina ao amin'ny vondrona hanapa-kevitra, ny fifanarahana eo amin'ny olona mba hahafahany miara-miaina eo amin'ny vondrona toy ny foko natanàna na firenena. Ao amin'ny vondrona lehibe, toy ny [[firenena]], ny olona sasany dia mety ho lany fotoana manao fifanarahana toa izany. Ireo olona ireo no antsoina hoe [[mpanao politika]]. Ny mpanao politika, ary indraindray ny olona hafa, dia mety miaraka mba hanangana ny [[fitondram-panjakana]]. Ny fandinihana ny politika ao amin'ny oniversite no atao hoe siansa ara-politika, fianarana ara-politika, na ny fitantanam-bahoaka.
 
Eo amin'ny fiainana andavanandro, ny teny hoe ''politika'' dia manondro ny fomba hitantanana ny firenena, ary ny fomba anaovan'ny fitondram-panjakana fitsipika sy ny [[lalàna]]. Fa ny politika koa dia hita ao amin'ny vondrona hafa, toy ny orinasa lehibe na ny sekoly na ny fiangonana.
 
== Governemanta ==
Ny [[governemanta]] dia miezaka ny hitarika ny vondrona manontolo. Ny fitondram-panjakana dia manao zavatra toy ny:
* Manapamanapa-kevitra mikasika ireo olona mahazo tapa-tany;
* Manapamanapa-kevitra mikasika ny olona afaka milaza amin' ny olon-kafa ny zavatra tokony hatao - manapa-kevitra na handeha hiady amin' ny firenena hafa;
* Mamoronamamorona [[vola]];
* Manaomanao zavatra ilain' ny [[fiarahamonina]] rehetra, toy ny [[lalana]], hopitaly[[Hopitaly|hôpitaly]], trano famakiam-boky, ary ny seranana.;
* Manabe[[Fanabeazana|manabe]] ny olona, ho an' ny tombon-tsoan' ny tenany, na [[Fampianarana|hampianatra]] azy ireo ny zavatra tian' ny governemanta ho fantany;
* Mikarakaramikarakara ny tena tanora, ny marary, na ny be antitra;
* Mitantanamitantana ny hahasoa ny [[firenena]] ary ny mitantana ny vola azo laniana amin' ny raharaha (hopitalyhôpitaly, [[sekoly]], sns);
 
Ny iray amin' ireo fomba itaritan' ny governemanta ny vondrona dia ny fanaovana lalàna sy ny fitsipika, izay milaza ny olona rehetra izay afakaazony sy tsy afakaazony ataonyatao. Manao ny lalàna hahatongavana amin' izany ny fitondram-panjakana mba hampilamina ny fiaraha-monina. Ny lalàna hoe "Aza misotro toaka raha mitondra fiara" dia manakana ireo mamo tsy hitondra fiara, izay mety hahafaty olona. Ny lalàna "tsy maintsy manao fiarovan-doha rehefa mitondra môtô" dia natao hiarovana ny tena. Ny governemanta koa dia afaka mifehy ny olona sy ny zavatra mitranga ao amin' ny firenena amin' ny fomba hafa ankoatra ny fanaovana lalàna.
 
Ohatra, ny fomba andanian' ny governemanta vola dia mety hampisy fahasamihafana lehibe amin' ny zavatra hataon' ny olona na ny zavatra hitranga amin' ny olona. Raha toa ka mandany vola be amin' ny hopitalyhôpitaly sy ny mpitsabo mpanampy ny governemanta, dia mety ho salama kokoa ny olona. Na koa, raha mankasitraka ny fitondram-panjakana ny olona, na mihevitra fa hendry governemantany, dia mety hanao zavatra izy ireo satria lazain'ny ny governemanta fa izany no zavatra tsara tokony hatao. Matetika manao dokam-barotra afisypeta-drindrina na fahitalavitra izay mamporisika ny olona hiala taminamin' ny sigara ny fitondram-panjakana, na hihinana voankazo sy legioma betsaka kokoa.
 
PolitikaPôlitika no matetika oharina amin' ny etika (hevitra momba ny [[tsara]] sy ny [[ratsy]]). Ny fitsipi-pitondran-tena dia fianarana saro-takarina kokoa momba ny tsara sy ny ratsy. Ny fitsipi-pitondran-tena dia mandalina ny fitsipika bebe kokoa noho ny lalàna na politikapôlitika na ny fifampiraharahana iraisam-pirenena, ka maro no mihevitra fa tsy azo ampiharina ny fitsipi-pitondran-tena. Fa raha tsy misy fifanarahana eo amin' ny fitsipi-pitondran-tena, dia mety tsy misy fomba isian' ny adihevitra, lalàna na fifidianana. Amin' ny rafitra ara-politikapôlitika dia misy foana ny fifanarahana amin' ny etika sy ny fitondran-tena manokana.
 
== Antoko politikapôlitika ==
Any amin' ny ankamaroan' ny firenena, manangana [[antoko politika|antoko pôlitika]] ny olona mba hampandroso ny heviny. Matetika misy tsy fifanarahana eo amin' ny olona sasany ao anatin' ny antoko iray, fa miara-miasa ihany izy ireo, satria mihevitra izy ireo fa ampy ny fitovian-keviny mikasika ny zavatra iray, ary izy ireo dia hanana hery bebe kokoa raha miaraka. Manaiky manohana ny hevitra amin' ny olana maro izy ireo, ary manaiky ny hanohana ny fiovan-dalàna sy ny mpitondra. Ny fifidianana dia matetika fifaninan' ny antoko samihafa.
 
[[Sokajy:Politika| ]]