Fizika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
Replacing Astronaut-EVA.jpg with File:Bruce_McCandless_II_during_EVA_in_1984.jpg (by CommonsDelinker because: File renamed: Criterion 2 (meaningless or ambiguous name)).
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
[[Sary:Lightning in Arlington.jpg|thumb|140px|ankavanana|Tselatra]]
 
Ny '''Fizika''' (avy amin' ny [[teny grika]] ''φυσις'' midika nyhoe [[zavaboary]] na ny natiora) dia araka ny haiendri-teniny ny « "siansan'ny zavaboary »". Amin' ny dikany amin' ny ankapobeankapobeny na amin' ny dikanyheviny dalohavoalohany, ny fizika dia manonona ny fahalalàna ny zavaboary ; io no dikahevitra nomen' i [[René Descartes]] sy ny mpianany [[Jacques Rohault]] sy i Régis<ref>Araka ny boky ''[[Le Littré]]</ref>. Ny fizika dia taranja mandinika ny zavaboary, ary ny tanjony dia mahafantatrany mamantatra ny hetsiny sy ny fitondranyfiasany.
 
Ny fizika siadia anisan' ny taranja akademika antitratranainy indrindra fantatra. Betsaka ny taranja mampiasa ny siansa fizika, toy ny eketrônika, ny hainkintana na koa ny mekanika ; nandritrynandritra izay roa arivo taona izay, ny fizika dia teny mitovitovy dika amin' ny [[filôzôfia]], ny [[simia]], ary sampan' ny [[matematika]] ary ny [[Biolojia|biôlôjia ]]; fa nandritra ny revolisiona siantifika tamin' ny taonjato faha -16, ny fizika dia nivoatra ho lasa siansa manokana. Fa na izany aza nefa, amin' ny taranja sasany toy ny fizika matematika na amin' ny simia koantika, sarotra avahana ny fetran' ny fizika.
 
== Jereo koa ==