Hiena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Crocuta_crocuta.jpg|thumb]]
 
Ny '''hiena''' dia [[biby]] [[mampinono]] karnivora an'ny fianakaviana ''Hyaenidae''. Tsy misy afa-tsy karazana efatra sisa velona (ao anatin'ny généra telo), izy no fianakaviana biolojika kely indrindra ao amin'ny Carnivora ary iray amin'ireo kely indrindra amin'ny kilasy mampinono. Na eo aza ny fahasamihafany ambany, ny hiena dia singa tsy manam-paharoa sy tena ilaina amin'ny ankamaroan'ny tontolo iainana afrikanina.