Volamena : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k
k
 
{{vangovango|simia}}
[[Sary:Or Venezuela.jpg|thumb|ankavanana|Volamena]]
Ny '''volamena''' dia zavatrasinga simika mitondra ny eva '''Au''' (avy amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Aurum''). 79 ny isa atômikany. Mavomena mamiratra ny lokony, mavesatra izy, azo tefena ho manify araka izay azo atao. Metaly fanaovam-piravaka sarobidy ny volamena. Izy koa no fototry ny sandam-bola miasa eran-tany. Misy karazany roa ny volamena, dia ny volamena maitso sy ny volamena mena. Ara-tantara dia ny volamena no metaly sarobidy indrindra. Nolazaina ho tsy mety simba sady metaly manan-kaja izy satria tsy dia andairan' ny [[asidra]] na ny harefesina.
 
== Ohabolana ==
 
* Volamena latsaka am-bovoka : tsy avelan' ny soa tsy hihiratra.
 
== Jereo koa ==
23 149

modifications