Volafotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-2:
 
Ny '''volafotsy''' dia singa simika mitondra ny laharana atômika 47 sy aseho amin' ny eva '''Ag''' (avy amin' ny fanafohezana ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''argentum''). Metaly tetezamita malefaka, fotsy, mamirapiratra, manana toetra mampita aratra ambony indrindra, ny fitarihana hafanana ary ny fitaratry ny [[metaly]] rehetra.
 
== Ohabolana ==
 
* Ny herana aman-jozoro dia maniry amin' ny tany, ary ny volamena sy ny volafotsy dia tsy latsaka avy any an-danitra.
 
== Jereo koa ==