Silisiôma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 118 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q670 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Silicon poly 640x480.jpg|238x238px|ankavanana|thumb|Vatovelona silisiôma]]Ny '''silisiôma''' dia zavatra simika voasokajy amin'ny [[vatovelona]]. Ny evany dia Si ary ny [[isa atômika]]ny dia 14. Zavatra anisan'ny betsaka indrindra ny silisiôma eo aorian' ny ôksizenina. Tsy misy amin' ny toetrany malalaka izy fa orina: roanôksidana silisiôma SiO<sub>2</sub>, silisy (vovoka, koartsa, kristôbalita sns...) na silikaty hafa (feldispata, kaôlinita, sns...)
 
Ny teny "hoe ''silisiôma"'' dia avy amin' ny fiteny[[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''silicium,'' izay avy amin' ny fiteny[[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''silex, silicis'' midika "vato" na "vatoafo".
[[Sary:Silicon poly 640x480.jpg|180px|ankavanana|thumb|vatovelona silisiôma]]
 
Zavatra anisan'ny betsaka indrindra ny silisiôma eo aorian'ny oksizenina. Tsy misy amin'ny toetrany malalaka izy fa orina : roanôksidana silisiôma SiO<sub>2</sub>, silisy (vovoka, quartza, kristôbalita sns...) na silikaty hafa (feldspath, kaolinita, sns...)
 
Ny teny "silisiôma" dia avy amin'ny fiteny frantsay ''silicium'' avy amin'ny fiteny latina ''silex, silicis'' midika vato na vatoafo.
 
== Jereo koa ==