Vy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:LightningVolt Iron Ore Pellets.jpg|Petra-by ao amina [[ozinina]] sideriorjika|200px|ankavanana|thumb]]
 
Ny '''vy''' dia [[zavatra simika]], manana eva '''Fe''' (fanafohezana ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Ferrum'') ary manana [[isa atômika]] 26. Io no zavatra ferômanetika tena fantatra ary tena hita matetika indrindra amin'ny fiainana mandavanandro. Ny vy tsotra dia [[metaly]] malemy (mbola malemy noho ny [[viraty]]), fa raha asiana lotondoto kely fotsiny izy (roa na telo isan-jaton' ny lanja tontaliny), dia lasa mafimafy kokoa: raha afangaro amin' ny metaly hafa izy na amin' ny [[karbônina]], dia lasa mbola mafy be noho ny vy madio izy.
 
== Ohabolana ==
 
* Aza matahotra ny tanan-kiempaka ka manolotra ny vozon-kavesa-by.
* Hianao no angady nananana, vy nahitana, ka sarotra atao rainazy.
* Manao vy very ny ainy.
* Ny vy tsy mba mikotrana irery.
* Tantanam-by sy tsofa vy: havana mpanajary havana.
* Vinanto tsy manam-bary maina: tsy vinanto fa vy nahantona.
 
== Jereo koa ==