Volamena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango|simia}}
[[Sary:Or Venezuela.jpg|thumb|ankavanana|Volamena]]
Ny '''volamena''' dia zavatra simika mitondra ny eva '''Au''' (avy amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Aurum''). 79 ny isa atômikany. Mavomena mamiratra ny lokony, mavesatra izy, azo tefena ho manify araka izay azo atao. Metaly fanaovam-piravaka sarobidy ny volamena. Izy koa no fototry ny sandam-bola miasa eran-tany. Misy karazany roa ny volamena, dia ny volamena maitso sy ny volamena mena. Ara-tantara dia ny volamena no metaly sarobidy indrindra. Nolazaina ho tsy mety simba sady metaly manan-kaja izy satria tsy dia andairan' ny [[asidra]] na ny harefesina.
Ny '''volamena''' dia zavatra simika mitondra ny eva '''Au''' (Latina : ''Aurum''). 79 ny isa atômikany.
 
== Jereo koa ==
 
* [[MetalyAlimo]]
* [[VolamenaFanitso]]
* [[Volafotsy]]
* [[Varahina]]
* [[Firaka]]
* [[Firamainty]]
* [[Firapotsy]]
* [[VyManganezy]]
* [[FanitsoTsỳ]]
* [[AlimoVarahina]]
* [[VarahinaViraty]]
* [[Volafotsy]]
* [[Volavelona]]
* [[VifotsyVy]]
* [[Andriamby]]