Metaly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Hot metalwork.jpg|Metaly hafanaina mba hahafahan'ny mpandrafi-by manolana azy moramora kokoa|thumb|240px|right]]
 
Ny '''metaly''' dia zavatra simika mety mitondramampita [[aratra]] na [[hafanana]] ary mivadi-toetra mba ho lasa katiôna na manao rohy iônika amin' ny zavatra tsy metaly. Amin' ny [[simia]], ny metaly (avy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] «μέταλλον» / ''metallon'' dia zavatra afaka mitondra aratra moramora kokoa noho ny rivotra na zavatra hafa toy ny [[plastika]] na [[fitaratra]]. Ao anatin' ny metaly, ny [[atôma]] dia mety mivadika [[katiôna]] amin' ny alàlan' ny haverezana [[elektirôna]] iray ary avy amin' ny fangalarana elektirôna iray hafa any amin' ny atôma manodidona azy mba hanolo ilay elektirôna very.
 
Ohatra metaly matetika ampiasaina:
 
* [[VolamenaAlimo]]
* [[VolafotsyAndriamby]]
* [[VarahinaFanitso]]
* [[Firaka]]
* [[Firamainty]]
* [[Firapotsy]]
* [[VyTsỳ]]
* [[FanitsoVarahina]]
* [[AlimoViraty]]
* [[Volafotsy]]
* [[Volamena]]
* [[Volavelona]]
* [[VifotsyVy]]
* [[Andriamby]]
{{vangovango}}