Firamainty: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Metaly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''firamainty''' dia singa ara-tsimia mitondra ny laharana atômika 82 araka ny firaketan' i Mendeleiev, sy ny eva Pb (fanafohezana ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Plumbum''). Metaly mora volavolaina ny firamainty, izay miloko volombatolalaka manopy manga, izay mihafotsy moramora rehefa mitombo ny [[ôksizenina]] ao aminy (izany hoe doroana). Izy no mavesatra indrindra amin' ireo singa marin-toerana.
 
== Jereo koa ==