Fiteny iraniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Révocation manuelle
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Iranian-languages-map-new-2019.jpg|vignette|433x433px]]
Ny '''fiteny iraniana''' na '''fiteny iranika''' dia vondrom-piteny isan' ireo [[fiteny indô-eorôpeana]], zana-pizaràn' ny sampana [[Fiteny indô-iraniana|indô-iraniana]]. Ny vondrom-piteny iraniana dia ahitana indrindra ny [[fiteny avestika]], ny [[fiteny persiana]] taloha, ireo fiteny iraniana maro notenenina nandritra ny [[Andro Antenantenany]], ny [[fiteny persana]] ankehitriny, ny [[fiteny pastô]], ny [[fiteny korda]] ary ny [[fiteny balotsabalotsy]]. Ny fitenin' ireo [[Skitiana]] sy ny an' ny Sarmatiana ary ny fiovan' ireo fiteny ireo amin' izao fotoana izao, ny [[Fiteny ôsetiana|fiteny ôseta]] tenenina ao [[Kaokazy]], dia samy fiteny iraniana koa.
 
Ny toerana ahitana mpiteny iraniana dia tsy voafetran' ny tanin' ny [[Repoblika Islamikan'i Iràna|Repoblika Islamikan' i Iràna]] fa mivelatra mankany amin' ny faritra [[Afovoany Atsinanana]] (ao amin' ireo faritra [[Fiteny korda|miteny korda]] ao [[Torkia]] sy [[Siria]] ary [[Iràka]]), ao [[Kaokazy]] (any [[Ôsetia]] sy ao amin' ireo faritra miteny [[Fiteny tatô|tatô]] any [[Azerbaijàna]]), ary any [[Azia Afovoany]] (ao [[Iràna]] sy ao [[Afganistàna]] ary ao [[Pakistàna]]). Manampy azy ireo vahoaka mpifindra monina, indrindra ny [[Korda (vahoaka)|Korda]].
 
== Fiteny iraniana be mpiteny ==