Fiteny iraniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Révocation manuelle
Andalana faha-1:
[[FileSary:IranIranian-languages-map-new-2019.jpg|vignette|433x433px]]
Ny '''fiteny iraniana''' na '''fiteny iranika''' dia vondrom-piteny isan' ireo [[fiteny indô-eorôpeana]], zana-pizaràn' ny sampana [[Fiteny indô-iraniana|indô-iraniana]]. Ny vondrom-piteny iraniana dia ahitana indrindra ny fiteny avestika, ny fiteny persiana taloha, ireo fiteny iraniana maro notenenina nandritra ny [[Andro Antenantenany]], ny fiteny persana ankehitriny, ny fiteny pastô, ny [[fiteny korda]] ary ny fiteny balotsa. Ny fitenin'ireo [[Skitiana]] sy ny an'ny Sarmatiana ary ny fiovan'ireo fiteny ireo amin'izao fotoana izao, ny fiteny ôseta tenenina ao Kaokazy, dia samy fiteny iraniana koa.