Fiainan-tsi-hita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''fiainan-tsi-hita''' na '''fitoeran' ny maty''' dia toerana misy ny olona na ny zava-manana aina hafa aorian' ny fahafatesanan araka ny finoana sy ny fivavahana sasany. Amin' ny heviny mifintina dia toerana anasaziana mandrakizay ny olona voaozona ny fiainan-tsi-hita (ka atao hoe '''helo''' na '''afobe''' koa).
 
Ny [[foto-pampianarana]] sy ny [[tenim-pinoana]] ao amin' ireo fivavahana [[Mônôteisma|mônôteista]] momba ny fisian' ny fiainan-tsy hita dia nateraky ny foto-kevitra mitaky ny fanamarinana ny fahamarinan' Andriamanitra amin' ny fitsarana, izay misy ifandraisany amin' ny fahatsapan' ny olona ny fisian' ny asa sy toetra ratsy izay tsy ampy sazy nandritra ny fiainan' izay nanatanteraka izany asa ratsy izany na nanana izany toetra ratsy izany.
 
Niely tamin' ny [[Andro Taloha]] sady hita amin' ny ankamaroan' ny fivavahana eto amin' izao tontolo izao ny finoana ny fiainan-tsi-hita. Ny famaritana ny fiainan-tsi-hita dia miovaova arakaraka ny fivavahana ary indraindray anaovana fivoasana samihafa ao amin' ny fivavahana iray. Ao amin' ny [[bodisma]], ohatra, dia toetran' ny [[Fanahin'ny vatana|fanahi]]<nowiki/>n' ny olona itambesaran' ny faniriana sy ny fahamaizam-po ny fiainan-tsy hita.
Andalana faha-27:
* [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]] 10.15: "Ary ianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va ianao? Haetry hatrany amin'ny '''fiainan-tsi-hita''' ianao." (''Ny Baiboly'')
* Lioka 16.23: "ary raha nijaly tao amin'ny '''fiainan-tsi-hita''' izy ka niandrandra, dia nahita an' i Abrahama teny lavitra eny sy Lazarosy teo an-tratrany." (''Ny Baiboly'')
* [[Asan'ny ApostolyApôstôly|Asan' ny ApostolyApôstôly]] 2.26-27: "Ny nofoko koa hitoetra amin' ny fanantenana; Fa tsy ho foinao ho any amin' ny '''fiainan-tsi-hita''' ny aiko; Ary tsy hamela ny Iray Masinao ho tratry ny lò Hianao" (''Ny Baiboly'').
* Asan'ny Apostoly 2.31: "koa raha nahita rahateo izy, dia nilaza ny fitsanganan'i Kristy, fa tsy nafoy ho any amin'ny '''fiainan-tsi-hita'''Izy, ary ny nofony tsy tratry ny lò." (''Ny Baiboly'')
* [[Apokalipsin'i Joany|ApokalipsyApôkalipsy]] 1.18: "dia Ilay velona; efa maty Aho, nefa, indro, velona mandrakizay mandrakizay sady manana ny fanalahidin'ny fahafatesana sy ny '''fiainan-tsi-hita'''." (''Ny Baiboly'')
* ApokalipsyApôkalipsy 6.8: "Ary hitako fa, indro, nisy soavaly hatsatra, ary ny anaran'izay nitaingina ary atao hoe Fahafatesana, ary ny '''Fiainan-tsi-hita''' nanaraka azy. Ary nomena fahefana tamin'ny ampahefatry ny tany ireo hamono amin'ny sabatra sy ny mosary sy ny fahafatesana sy ny bibi-dia etỳ an-tany." (''Ny Baiboly'')
* ApokalipsyApôkalipsy 20.13: "Ary ny ranomasina dia namoaka ny maty tao anatiny; ary ny fahafatesana sy ny '''fiainan-tsi-hita''' namoaka ny maty tao aminy; dia samy notsaraina araka ny asany izy." (''Ny Baiboly'')
* ApokalipsyApôkalipsy 20.14: "Ary ny fahafatesana sy ny '''fiainan-tsi-hita''' dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo." (''Ny Baiboly'')
 
==== Ny teny hoe ''Fitoeran' ny maty'' na ''Afobe'' ao amin'ny Baiboly katôlika malagasy ====
Andalana faha-40:
* Matio16.18: "Ary izaho milaza aminao fa hianao no Piera (vato), ary eo ambonin' izany vatolampy izany no hanorenako ny Egliziko, ary ny vavahadin' ny '''afobe''' tsy haharesy azy." (''Ny Baiboly Masina'')
* Lioka 10.15: "Ary hianao, ry Kafarnaoma izay misondrotra hanakatra ny lanitra dia haetry hatrany amin' ny '''afobe''' hianao." (''Ny Baiboly Masina'')
* ApokalipsaApôkalipsa 1.18: "efa maty aho, nefa indro velona mandrakizay mandrakizay, sady manana ny fanalahidin' ny fahafatesana sy ny '''afobe'''." (''Ny Baiboly Masina'')
* ApokalipsaApôkalipsa 20.14: "Ary ny fahafatesana sy ny '''afobe''' dia natsipy tany amin' ny farihy afo: - izany no fahafatesana faharoa: ny farihy afo." (''Ny Baiboly Masina'')
 
* Lioka 16.23: "Tao amin' ny '''fitoeran' ny maty''', ilay nijaly iny izy, dia niandrandra, ka tazany teny lavitra eny Abrahama sy Lazara teo an-tratrany," (''Ny Baiboly Masina'')
* Asan' ny ApostolyApôstôly 2.26-27: "Noho izany, ny foko miravoravo, ny lelako mirobiroby, ary ny nofoko hitombina amin' ny fanantenana,fa tsy ho foinao ao amin' ny '''fitoeran' ny maty''' ny aiko, ary tsy hatolotrao hafoy ho tratry ny lò ny Masinao." (''Ny Baiboly Masina'')
* Asan' ny ApostolyApôstôly 2.31: "dia ny fitsanganan' ny Kristy amin' ny maty izay efa tsinjony mialoha no nilazany fa tsy ho foiny ao amin' ny '''fitoeran' ny maty''' izy, ary ny nofony tsy ho tratry ny lò.." (''Ny Baiboly Masina'')
 
* ApokalipsaApôkalipsa 6.8: "Dia nijery aho, ka indro nisy soavaly hatsatra, ary ilay nitaingina azy dia atao hoe i Fahafatesana, sady nanaraka azy ny '''Fonenan' ny maty'''. Nomena fahefana amin' ny ampahefatry ny tany izy ireo, hamono amin' ny mosary amam-tsabatra, sy amin' ny fahafatesana mbamin' ny biby masiaka ety an-tany." (''Ny Baiboly Masina'')
* ApokalipsaApôkalipsa 20.13: "Ny ranomasina namoaka ny maty tao aminy; ny Fahafatesana sy ny '''Fonenan' ny maty''' koa namoaka ny azy, dia samy notsaraina araka ny asany avy izy." (''Ny Baiboly Masina'')
 
== Jereo koa ==