Fiteny bielôrosiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny bielorôsiana''' dia fiteny ao amin 'ny vondrom-[[Fiteny slava|piteny slava]] atsinanana ao amin' ny fianakaviam-[[Fiteny indô-eoropeanina|piteny indô-eorôpeana]]. Tenenina ao [[Bielorosia|Bielôrosia]] (miaraka amin'ny [[fiteny rosiana]] izay manjaka amin' ny sehatra ara-panjakana an-tanan-dehibe), izay amanao azy fiteny ôfisialy, ny fiteny belarosiana. Miteny azy koa ny ao [[Pôlônia]] sy ny ao amin' ny vahoaka mpifindra monina (indrindra any [[Kanada|Kanadà]]). Na dia fiteny ôfisialy mitovy amin' ny fiteny rosiana ao Bielôrosia ny fiteny bielôrosiana dia tsy faheno firy ao amin' ny tanan-dehibe. Ny fitondram-panjakana ankehitriny ao Bielôrosia amin' ny ankapobeny dia mihevitra azy ho fitenin' ny tambanivohitra tsy mananana ny lanjany afa-tsy amin' ny lafiny kolontsaina nentin-drazana.
 
Amin' ny fiteny bielôrosiana dia atao hoe ''Беларускаябеларуская мова'' / ''bielaruskaia mova'') io fiteny io.
 
== Jereo koa ==