Wikipedia:Takelaka/4 2021: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
 
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Fitomiandalana.jpg|vignette|131x131px231x231px|Fitomiandalana Antananarivo, Renivohitry ny fanjakan'Andriamasinavalona|alt=]]
 
'''[[Andriamasinavalona]]''' dia mpanjakan' Imerina nanomboka ny taona 1675 mandra-pahafatiny tamin' ny taona 1710. [[Andriantsimitoviaminandriandehibe]] no rainy, ary Rafaravavy no reniny. '''Andrianjakanavalondralambo''' na '''Ralambonandriantsimitovy''' no anarana nentiny fony izy tompom-bodivona tao [[Alasora]], nanoa an’ [[Razakatsitakatrandriana]] zokiny, izay nandimby an' Andriantsimitoviaminandrianandehibe rainy izay mpanjaka tao Antananarivo. Avy amin' ny anarany ny anaran' ny sokajin' [[andriana]] atao hoe [[Andriamasinavalona (foko)|Andriamasinavalona]] ihany koa izay ahitana ny ampahan-taranany sy havany ary olona avy any ivelan' ny foko misy azy.