Timôte: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I [[Timôte]] na [[Timôte|Timoty]] dia mpianatr' i [[Paoly (apostoly)|Paoly]] avy any Tarsisy sy mpanaraka azy mandeha. Araka ny [[lovantsofina]] dia notendren' i Paoly ho evekan[[eveka]]<nowiki/>n' i [[Efeso]] (Efesosy na Efezy) izy. Teraka tao [[Listra]] ao akaikin' i KoniaKônia ao [[Torkia]] tao amin' ny faritr' i [[LikaoniaLikaônia]] i Timôte. Grika ray sy [[Jiosy]] reny izy. Nanaiky ho [[Famorana|foràna]] izy mba tsy hanafintohina ny Jiosy (Asan' ny ApostolyApôstôly 16.3).
 
Tamin' ny fotoana nahefeno fanahiana an' i Paoly dia nanotra [[Epistily voalohany ho an'i Timoty|Epistily voalohany]] izay nanome toro hevitra ho azy mba hitandrina. Tamin' ny namonjana an' i Paoly fanindroany alohan' ny hahafatesan' i Paoly dia nanoratra ny [[Epistily faharoa ho an'i Timoty|Epistily faharoa]] ho azy indray izay nampiantso azy ho tonga haingana.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Epistily voalohany ho an'i Timoty|Epistily voalohany ho an' i Timoty]]
 
* [[Epistily faharoa ho an'i Timoty|Epistily faharoa ho an' i Timoty]]