Famonjena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''famonjena''' dia ny fiarovana na fanafahana na fanavotana ny [[Fanahin'olombelona|fanahin' ny olombelona]] amin' ny [[fahotana]] sy amin' ny vokatr' izany mba hahafahany ho [[Fiainana mandrakizay|velona mandrakizay]] fa tsy hovoaheloka mandrakizay. Ny famonjena dia heverina fa vokatry ny [[Fahasoavana (finoana)|fahasoavan]]' Andriamanitra (azon' ny olona tsy mendrika izany), na vokatry ny [[Safidy malalaky ny olombelona|safidy malalaka]] sy ny ezaky ny olona samirery (azon' ny olona noho ny fahamendrehany), na vokatry ny fikambanan' ny fahasoavan' Andriamanitra sy ny ezaka ataon' ny olombelona. Tsy mitovy ny fiheveran' ny fivavahana samihafa ny atao hoe ''famonjena''.
 
== Jereo koa ==