Sadoseo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-55:
 
=== Ny fomba fijerin' ny Kristiana ny fampianaran' ny Sadoseo ===
Ny fampianaran' ny Sadoseo (atao hoe ''sadokeisma'' na ''sadoseisma'') sy ny an' ny [[Fariseo]] (antsoina hoe ''farisaisma'' na ''farizaisma'') dia notsikerain' i [[JesosyJesoa]] araka ny hita ao amin' ny [[Filazantsaran'i Matio|Filazantsaran' i Matio]] hoe:
 
"<small><sup>6</sup></small> ''Ary hoy Jesosy taminy: Mihevera, ka mitandrema ianareo, fandrao azon' ny masirasiran' ny Fariseo sy ny Sadoseo.'' <small><sup>7</sup></small> ''Dia niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ny tsy nitondrantsika mofo angaha izany''. <small><sup>8</sup></small> ''Ary Jesosy nahalala izany, dia nanao hoe: Nahoana ianareo, ry kely finoana, no miara-misaina satria tsy manana mofo?'' <small><sup>9</sup></small> ''Tsy mbola mahafantatra va ianareo, ary tsy tsaroanareo va ny mofo dimy ho an' ny dimy arivo, ka firy harona moa no nangoninareo?'' <small><sup>10</sup></small> ''na ny mofo fito ho an' ny efatra arivo, ka firy sobiky moa no nangoninareo?'' <small><sup>11</sup></small> ''Ahoana no tsy ahafantaranareo fa tsy ny amin' ny mofo no nolazaiko taminareo? Fa tandremo, fandrao azon' ny masirasiran' ny Fariseo sy ny Sadoseo.'' <small><sup>12</sup></small> D''iaDia fantany fa tsy nasainy hitandrina izy, fandrao azon' ny masirasira fanaovana mofo, fa andrao azon' ny fampianaran' ny Fariseo sy ny Sadoseo''." (Mat. 16.6-12).
 
== Jereo koa ==