Fiaran' ny Fanekena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Royal Arch Room Ark replica 2.jpg|vignette|343x343px|Sarin'ny Fiaran'ny fanekena ao amin'ny Royal Arch Room of the George Washington Masonic National Memorial. Sary nalain'i Ben Schumin tamlin'ny taona2006.]]
Ny '''Fiaran'ny fanekena''' dia ilay vata nitahirizana ny [[Didy Folo|Didy folo]] nomena an' i [[Mosesy]] (na MoizyMôizy) teo amin' ny tendrombohitra [[Tendrombohitra Sinay (Baiboly)|Sinay]] (na Sinaia), araka ny voalaza ao amin' ny [[Baiboly]] (Deoteronomia 10.3-5). Amin' ny [[teny hebreo]] dia atao hoe אֲרוֹן הָעֵדוּת / ''Aron ha'Edout'' izay midika hoe "fiaran' ny fijoroana vavolombelona" na "vatan' ny fijoroana vavolombelona" ny Fiaran' ny fanekana.
 
Io vata io dia manana endrika kilavalava sady voarakotra [[volamena]]. Ny tampony dia misy sarin-[[kerobima]] roa, ka heverina ho sahala amin' ny sezafiandrianana, fitoeran' Andriamanitra eto an-tany (Eksodosy 25.22). Napetraka tao an-[[tempolin'i Jerosalema|tempolin' i Jerosalema]] ao amin' ilay efitra atao hoe "Masin' ny masina" na "Masina indrindra" ny Fiaran' ny fanekena (1Mpanjaka 8.1-8).