Seljokida: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Seljuk Empire.png|vignette]]
[[Sary:Seljuk Empire locator map.svg|vignette|281x281px|Ny fara fitaran' ny tanin' ny Empira seljokida tamin' ny taona 1092.]]
Ny '''Seljokida''' dia fianakavia-mpajaka avy amin' ny foko torka izay nifindra monina avy any [[Torkestàna]] nankany [[Atsinanana Akaiky]] alohan' ny hanjakany amin' i [[Iràna]] sy amin' ny faritra midadasika mahafaoka an' i [[Iràka]] ankehitriny; ary amin' i [[Azia Minora]], teo anelanelan' ny fisasahan' ny taonjato faha-10 sy ny fiafaran' ny taonjato faha-13. Tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-11 ny empira seljokida dia nahafaoka an' i Azia Minora sy ny Atsinanana sy ny Atsinanana Akaiky ary an' i [[Persia]].