Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
[[sary:Andry Rajoelina portrait UN.jpg|thumb|right|Andry Rajoelina]]
 
I '''Andry Rajoelina''' no iantsoana an'd'''Rajoelina Andry Nirina''' teraka tamin' ny 30 Mey 1974. Mpanao politikapôlitika malagasy ary mpanana radio sy televiziôna.
 
Izy no ben' ny tanànan' [[Antananarivo]] nanomboka ny 12 desambraDesambra hatramin' ny 3 febroary 2009 mialohan'mialoha ny nametrahany ny fahefana ho an-dRamatoa' i Michelle Ratsivalaka izay nosoloina koa an' i Edgard Razafindravahy avy any Ambohimalaza toa an' i Rajoelina.
 
Nanao ny fianianana amin' ny maha Filohan' ny Tetezamita azy izy ny [[21 Martsa]] 2009 na dia tsy nankatoavin' ny fianakaviam-be iraisam-pirenena aza izany. Nentiny tamin' izany ny taratasy avy amin' ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana izay tsy azo ekena ho didy satria taratasy tsotra fa tsy didim-panjakana.
 
== Filoha avon'ny tetezamita ==
 
Ny 17 Martsa 2009, lasa filohaFiloha avonAvon' ny tetezamitanTetezamitan' ny Repoblikan' i Madagasikara i Andry Rajoelina ary nanasonia ny ''ordonnance faha-2009-003'' izay nametraka ny Fitondrana Avon' ny Tetezamita (FAT) ary ny famoana ny Antenimieram-pirenena izay voafidin' ny vahoaka. Nanaiky ary nanamarika izany fifindram-pahefana izany ny ''Haute Cour Constitutionnelle''.<ref>''La Haute Cour constitutionnelle investit Andry Rajoelina'', L'Express de Madagascar, 19 Martsa 2009</ref>
 
=== NOTAM ny 21 Janoary 2012 ===
 
Ny volana Janoary 2012, noho ny fivoahan'ny NOTAM (fanafohezana ny hoe: ''notice to airmen,'' "''Filazana ho an' ireo mpamily fiaramanidina''") izay tsy nahafanan' ny fiaramanidina nitondra ny filoha taloha Marc Ravalomanana niditra tao Madagasikara, voatery niverina tany [[Afrika Atsimo]] ilay filoham-pirenena taloha. Tsy nanaiky nidina tamin' ilay fiaramanidina i Ravalomanana. Ho an' ireo mpikamban' ny antoko pôlitika TIM, dia tsy fanajana ny ''feuille de route'' izany <ref name="rfi">[http://www.rfi.fr/afrique/5min/20120121-marc-ravalomanana-empeche-atterrir-antananarivo-madagascar Madagascar: l'avion de Marc Ravalomanana empêché md'atterrir à Antananarivo]</ref>.
 
Araka ny hevitr' ireo izay tsy momba azyan' i Andry Rajoelina dia Nakanaka ny fahefana teto Madagasikara izy tamin' ny alàlanalalan' ny fanonganam-panjakana tamin' ny 17 Martsa 2009 ary nanao ny tenany ho filohan' ny [[Fahefana Avon' ny Tetezamita]] (FAT na HAT). ArakAmin' ireo izay tsy momba azy ihany koa anefa dia lazaina fa betsaka ireony olona izay maty noho izy ary betsaka ireo olon-dratsy izay nivoaka ny fonja noho izy. Ary na dia nilaza aza izy fa tsy izany no antony namoahany ny NOTAM (''Filazana ho an' ireo mpamily fiaramanidina''), heverin' ireo mpanohitra azy ihany koa fa noho izy no tsy nahafahan' ny filoha taloha Marc Ravalomanana tonga taoteto Madagasikara ny volana Janoary 2012<ref name="rfi" />
Ho an'ireo mpikamban'ny antoko politika TIM, dia tsifanajana ny ''feuille de route'' <ref name="rfi">[http://www.rfi.fr/afrique/5min/20120121-marc-ravalomanana-empeche-atterrir-antananarivo-madagascar Madagascar: l'avion de Marc Ravalomanana empêché md'atterrir à Antananarivo]</ref>.
 
Araka ny filohan' ny tetezamiatetezamita dia "tsy tokony hanindry ny firenentsika nyna lalàna na firenena"<ref>[http://www.madagascar-tribune.com/Aucun-pays-et-aucune-loi-ne,17005.html « Aucun pays et aucune loi ne doivent faire pression sur notre pays… »]</ref>. Ny mety ho tanjony namoahany io NOTAM io dia hahamora ny fisamborana ny filoha Ravalomanana (izay voasazin' ny asa an-terivozona mandrapahafaty<ref>[http://webcache.googleusercontent.com/search?q=cache:BGyj6q_5nd0J:www.laverite.mg/index.php/inona-no-vaovao/20234-raharaha-7-febroary-asa-an-terivozona-mandra-pahafaty-no-sazin-ny-filoha-teo-aloha-+&cd=3&hl=fr&ct=clnk&gl=fr Raharaha 7 febroary - Asa an-terivozona mandra-pahafaty no sazin ’ ny Filoha teo aloha -- Laverite.mg]</ref>).
Araka ny hevitr'ireo izay tsy momba azy dia Naka ny fahefana teto Madagasikara izy tamin'ny alàlan'ny fanonganam-panjakana tamin'ny 17 Martsa 2009 ary nanao ny tenany ho filohan'ny [[Fahefana Avon'ny Tetezamita]] (FAT na HAT). Arak'ireo izay tsy momba azy ihany koa anefa dia lazaina fa betsaka ireo olona izay maty noho izy ary betsaka ireo olon-dratsy izay nivoaka ny fonja noho izy. Ary na dia nilaza aza izy fa tsy izany no antony namoahany ny NOTAM (''Filazana ho an'ireo mpamily fiaramanidina''), heverin'ireo mpanohitra azy ihany koa fa noho izy no tsy nahafahan'ny filoha taloha Marc Ravalomanana tonga tao Madagasikara ny volana Janoary 2012<ref name="rfi" />
 
Ho an' ny tale jeneralin' i ACM (''Aviaton Civil de Madagascar'') indray dia mampatahotra io fampiasana amin' ny tanjony ara-politikapôlitika an' io NOTAM io ; satria araka ny lazain' ny OACI (''Organisation de l'aviation civile internationale''), dia tokony ampiasaina amin' ny tanjona aeronaotikaaerônaotika, fizorana ary filaminana ihany. <ref>[http://www.tananews.com/2012/02/delivrance-de-notam-a-titre-politique-le-dg-de-lacm-sinquiete/ Délivrance de NOTAM à titre politique : le DG de l’ACM s’inquiète]</ref>
Araka ny filohan'ny tetezamia dia "tsy tokony hanindry ny firenentsika ny lalàna na firenena"<ref>[http://www.madagascar-tribune.com/Aucun-pays-et-aucune-loi-ne,17005.html « Aucun pays et aucune loi ne doivent faire pression sur notre pays… »]</ref>. Ny mety ho tanjony namoahany io NOTAM io dia hahamora ny fisamborana ny filoha Ravalomanana (izay voasazin'ny asa an-terivozona mandrapahafaty<ref>[http://webcache.googleusercontent.com/search?q=cache:BGyj6q_5nd0J:www.laverite.mg/index.php/inona-no-vaovao/20234-raharaha-7-febroary-asa-an-terivozona-mandra-pahafaty-no-sazin-ny-filoha-teo-aloha-+&cd=3&hl=fr&ct=clnk&gl=fr Raharaha 7 febroary - Asa an-terivozona mandra-pahafaty no sazin ’ ny Filoha teo aloha -- Laverite.mg]</ref>).
 
=== [[Fifidianana filoham-pirenena malagasy 2013]] ===
Ho an'ny tale jeneralin'i ACM indray dia mampatahotra io fampiasana amin'ny tanjony ara-politika an'io NOTAM io ; satria araka ny lazain'ny OACI, dia tokony ampiasaina amin'ny tanjona aeronaotika, fizorana ary filaminana ihany. <ref>[http://www.tananews.com/2012/02/delivrance-de-notam-a-titre-politique-le-dg-de-lacm-sinquiete/ Délivrance de NOTAM à titre politique : le DG de l’ACM s’inquiète]</ref>
 
Nilaza izy ny tsy hirotsaka ho kandidà amin'ny [[Fifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2013|fifidianana filoham-pirenena 2013]]<ref>{{fr}} [http://www.lefigaro.fr/flash-actu/2013/01/15/97001-20130115FILWWW00723-madagascar-rajoelina-renonce.php Madagascar: Rajoelina renonce]</ref>, aloha ny fivadi-keviny tamin'ny tamin'ny 3 Mey 2013.<ref>[http://www.aoraha.com/fifidianana-filoha-kandida%E2%80%88tsy%E2%80%88nampoizina%E2%80%88tamin-ny%E2%80%88ora%E2%80%88farany%E2%80%88rajoelina%E2%80%88andry/ Fifidianana filoha – Kandidà tsy nampoizina tamin’ ny ora farany Rajoelina Andry]</ref> Saingy noteren' ny fianakaviambe hanesotra ny firotsahany hofidiana, niaraka tamin'd'Ramatoa i Lalao Ravalomanana, sy Andriamatoa Ratsiraka Didier Ignace.
=== [[Fifidianana filoham-pirenena malagasy 2013]] ===
 
Nilaza izy ny tsy hirotsaka ho kandidà amin'ny fifidianana filoham-pirenena 2013<ref>{{fr}} [http://www.lefigaro.fr/flash-actu/2013/01/15/97001-20130115FILWWW00723-madagascar-rajoelina-renonce.php Madagascar: Rajoelina renonce]</ref>, aloha ny fivadi-keviny tamin'ny tamin'ny 3 Mey 2013.<ref>[http://www.aoraha.com/fifidianana-filoha-kandida%E2%80%88tsy%E2%80%88nampoizina%E2%80%88tamin-ny%E2%80%88ora%E2%80%88farany%E2%80%88rajoelina%E2%80%88andry/ Fifidianana filoha – Kandidà tsy nampoizina tamin’ ny ora farany Rajoelina Andry]</ref> Saingy noteren'ny fianakaviambe hanesotra ny firotsahany hofidiana, niaraka tamin'd'Ramatoa Lalao Ravalomanana, sy Andriamatoa Ratsiraka Didier Ignace
 
== Tsiahy ==