Imanoela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Ushakov Christ Emanuel2.jpg|vignette|''Kristy Imanoela'', nataon'i Simon Ushakov, taona 1668]]
Ny teny hoe '''[[Imanoela]]''' na [[Imanoela|'''Emanoela''']] dia anarana hita ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Bokin'i Isaia]] (na [[Bokin'i Isaia|Izaia]]) izay anondroan'ny mpaminany ilay zaza hateraka sy hanafaka ny [[Fanjakan'i Jodà]]. Amin'ny Kristiana dia i [[Jesosy]] io Imanoela io, ary ny andro nahaterahan'ny [[Mesia]] no andro nahaterahan'i Imanoela izay atao hoe Kristy, araka ny voasoratra ao amin'ny [[Evanjelin'i Matio]].
 
== Ny anarana hoe ''Imanoela'' na ''Emanoela'' ==
Andalana faha-12:
 
==== ''‘Immanu ’El'' ====
Nitantara tamin'i [[Ahaza]] i Isaia ny amin'ny famantarana hahalalany fa marina izany faminaniana izany: "Indro, hanan'anaka ny ''zazavavy'' ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataony hoe עִמָּנוּ אֵל / ''‘Immânû ’El'' (''Imanoela'' na ''Emanoela'') ("Andriamanitra amintsika"), ary "ho lao ny tanin'ireo mpanjaka roa maharaiki-tahotra anao ireo raha tsy mbola mahalala handà ny ratsy sy hifidy ny tsara izany zaza izany." (Is. 7.13-16).
 
Ny andininy manaraka dia misy faminaniana hafa koa izay ahitana fa nampiantso an'i [[Asiria]] hiady amin'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] amin'ny fotoana mbola ho avy Andriamanitra: "I Iahveh hahatonga aminao sy ny olonao ary ny mpianakavin-drainao izay andro tsy mbola nisy toa azy hatramin'ny andro nialan'i Efraima tamin'i Jodà (dia ny mpanjakan'i Asiria)" (Isaia 7.17).