Mônarkianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[monarkianisma|'''monarkianismamônarkianisma''' na '''mônarsianisma''']] dia vondrom-pampianaram-pinoana kristiana niseho tamin' ny taonjato faha-2 sy faha-3 izay mifanohitra amin' ny fampianarana ny amin' ny [[Trinite]]. Ireo fampianarana ireo dia manantitra ny maha tokana an' Andriamanitra ([[monoteismamônôteisma]]) ao amin' ny fivavahana kristiana. Amin' ireo mpanaraka ity fampianarana ireoity dia tsy [[Zanak'Andriamanitra (kristianisma)|zanak' Andriamanitra]] sady samy hafa amin' ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] i [[Kristy]].
 
Nizara roa ny MonarkianaMônarkiana, dia ny [[Adoptianisma|AdoptianistaAdôptianista]] sy ny [[Modalisma|ModalistaMôdalista]]: ny AdoptianistaAdôptianista dia mihevitra fa tsy manam-piaviana araka an' Andriamanitra i Jesosy[[Jesoa]] fa olona ihany nefa natsangan' Andriamanitra ho zanany tamin' ny nanaovana [[batisa]] (na batemy) azy. Ny modalistamôdalista kosa dia mihevitra fa mety ho samy fomba fisehoan' ny Ray i [[Jesosy]]Jesoa satria tsy misy persona[[Persôna (teôlôjia)|persôna]] maro ao amin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]]. Sampan' ny modalismamôdalisma ny [[patripasianisma]] sy ny [[sabelianisma]].
 
== Jereo koa: ==