Kambana (fanandroana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Gemini.svg|vignette|205x205px|Ny evan'ny AdizaozaKambana ]]
Ny '''Kambana''' na '''Adizaoza''' dia no vintana fahatelo ao amin' ny fanandroana manaraka ny [[zodiaka|zôdiaka]]. Ny [[Ombilahy (fanandroana)|Ombilahy]] no eo alohany ary ny [[Foza (fanandroana)|Foza]] no manaraka azy.
 
[[Sary:Gemini_constellation_map-fr.png|vignette|187x187px|Antokon-kintan'ny Adizaoza na Kambana]]
 
== Ny antokon-kintana Kambana sy ny zôdiaka ==
Ny fotoana andalovan' ny [[masoandro]] ao amin'ny fari-danitry ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]' ny [[Adizaoza (antokon-kintana)|Adizaoza]] dia miantomboka amin'ny 21 Jona hatramin'ny 20 Jolay. Ny fari-potoan' ny Adizaoza araka ny [[Zodiaka|zôdiakan-kintana]] kosa dia eo hatramin' ny 16 Jona hatramin' ny 15 Jolay. Ny Adizaoza ao amin' ny zodiakam-panandroana mahazatra ([[zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]]; frantsay: ''zodiaque tropical'') dia avy eo amin' ny 21 Mey ka miafara amin' ny 21 Jona.[[Sary:Gemini2.jpg|vignette|145x145px|Sary maneho ny Adizaoza ("Kambana")]]
{| class="wikitable"
|