Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Capricornus'' na amin' ny teny frantsay hoe ''Capricorne'' io teny io. Amin' ny [[fiteny soahily|teny soahily]] dia atao hoe ''Jadi'' na ''Mbuzi'' io antokon-kintana io. Amin' ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Jadi'' na ''Kambing Duyung'' ihany koa izy.
[[Sary:Capricornus_constellation_map-fr.png|vignette|135x135px|Antokon-kintan'ny AdijadyTandrok' Osy]]
 
=== Ny antokon-kintana Tandrok' Osy sy ny zôdiaka ===