Ondrilahy (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Aries constellation map-fr.png|vignette|308x308px|Ny antokon-kintan'ny AlahamadyOndrilahy ]]
Ny '''Ondrilahy''' dia [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]'ny [[zôdiaka]] izay andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 19 Avrily hatramin'ny 14 Mey. Eo anelanelan'ny antokon-kintan'ny [[Hazandrano (antokon-kintana)|Hazandrano]] eo andrefany sy ny an'ny [[Ombilahy (antokon-kintana)|Ombilahy]] eo atsinanana izy. Ny Ondrilahy, izay atao hoe ''Aries'' amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]], dia iray amin'ireo antokon-kintana miisa valo amby efapolo hitan'i Ptolemeo. Amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] dia atao hoe ''Belier'' io antokon-kintana io.