Alohotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
=== Fiavian' ilay anarana ===
Avy amin' ny anaran' [[Antokon-kintana|antokon-kintan']] ny [[zodiaka]] amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe الحوت / ''Al-Hut'' ("trondro") ny hoe ''Alohotsy.'' Manondro ny antokon-kintana atao amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Pisces'' na amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Poissons''. Amin' ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Hutu'' na ''Samaki'' io antokon-kintana io. Amin' ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Hut'' na ''Ikan'' ihany koa izy.
[[Sary:Pisces_constellation_map-fr.png|vignette|151x151px|Antokon-kintan'ny AlohotsyHazandrano]]
 
=== Ny antokon-kintana Hazandrano sy ny zôdiaka ===
Ny fotoana andalovan' ny [[masoandro]] ao amin' ny antokon-kintana [[Hazandrano (antokon-kintana)|Hazandrano]] dia amin' ny 12 Marsa hatramin' ny 18 Avrily. Eo amin' ny 15 Marsa hatramin' ny 14 Avrily ny fari-potoan' ny Hazandrano ao amin' ny [[zodiakan-kintana|zôdiakan-kintana]] fa amin' ny 20 Febroary hatramin' ny 20 Marsa kosa izany ao amin' ny [[zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]]. Tsy mifanaraka amin' ireo ny fanandroana malagasy noho izy miandry tsinam-bolana.
 
== Ny vintana Alohotsy ==