Adizaoza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:MBA Lyon Exposition Claude - Cruche.jpg|vignette|249x249px|Sinibe]]
Ny '''Adizaoza''' no vintana fahatelo ao amin'ny [[fanandroana malagasy]]. Ny [[Adaoro]] no eo alohany ary ny [[Asorotany]] no manaraka azy. Eo amin' ny Adizaoza no fitoeran' ny sinibe ao an-trano.
 
== Fiavian'ilay anarana ==
Andalana faha-10:
 
=== Ny antokon-kintana Kambana sy ny zôdiaka ===
Ny fotoana andalovan' ny [[masoandro]] ao amin' ny fari-danitry ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]' ny [[Kambana (antokon-kintana)|Kambana]] dia miantomboka amin' ny 21 Jona hatramin' ny 20 Jolay. Ny fari-potoan' ny Kambana araka ny [[Zodiaka|zôdiakan-kintana]] kosa dia eo hatramin' ny 16 Jona hatramin' ny 15 Jolay. Ny [[Kambana (fanandroana)|Kambana]] ao amin' ny zôdiakam-panandroana mahazatra ([[zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]]; frantsay: ''zodiaque tropical'') dia avy eo amin'ny 21 Mey ka miafara amin'ny 21 Jona. Ny Adaoro amin' ny [[fanandroana malagasy]] dia tsy mifanaraka amin' ireo noho izy miandry tsinam-bolana.
 
== Ao amin' ny fanandroana malagasy ==