Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:CMUs.jpg|vignette|233x233px]]Ny '''Adijady''' no vintana fahafolo amin' ny [[fanandroana malagasy]] manara-bolana. Ny [[Alakaosy]] no eo alohany ary ny [[Adalo]] no manaraka azy. Ny zoron-trano avaratra-andrefana no toerana omena azy<ref><small>"[http://tenymalagasy.org/bins/teny2/Adijady Adijady]", ao amin'ny ''Rakibolana malagasy sy Rakipahalalàna momba an'i Madagasikara''.</small></ref>. Tonom-bintana fanorenan-trano sy fampakaram-bady ny Adijady.
 
== Fiavian' ilay anarana ==
 
=== Fiavian' ilay anarana ===
Avy amin' ny anaran' [[Antokon-kintana|antokon-kintan']] ny [[zodiaka]] amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجدي / ''Al-Djadi'' ("osilahy") ny hoe ''Adijady.'' Amin' ny faritra maro eto [[Madagasikara]] dia atao hoe ''Alijady'' io teny io.
 
Ligne 7 ⟶ 9 :
[[Sary:Capricornus_constellation_map-fr.png|vignette|135x135px|Antokon-kintan'ny Adijady]]
 
=== Ny antokon-kintana Tandrok' Osy sy ny zôdiaka ===
Ny fotoana andalovan' ny [[masoandro]] ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana [[AdijadyTandrok' (antokon-kintana)|Adijady]]Osy dia eo amin' ny 19 Janoary hatramin' ny 15 Febroary. Eo amin' ny 15 Janoary hatramin' ny 14 Febroary ny fari-potoan' ny AdijadyTandrok' Osy araka ny [[zodiakan-kintana|zôdiakan-kintana]] fa amin' ny 21 Desambra hatramin' ny 20 Janoary kosa izany ao amin' ny [[zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]]. Ny fanandroana malagasy dia tsy mifanaraka amin' ireo noho izy miandry tsinam-bolana.
 
== Ny vintana Adijady ==